Skip Navigation

Cine

Capas germinales y formación de órganos


 

14 días

Compre ahoraDe La biología del desarrollo prenatal

Guión: Rehefa afaka 2 1/2 herinandro eo ho eo, dia indro ny épiblaste fa manome nofo manokana 3, na sosona mitsimoka, atao hoe ectoderme, endoderme, ary mésoderme.

Ny ectoderme dia manome rafitra maro ao anatin'izany ny atidoha, ny tadin'ny hazon-damosina, ny ozatra maro, ny hoditra, ny hohon-tongotra na tanana, ary ny volo.

Ny endoderme dia manome ny sosona ao amin'ny fomba iainana (système respiratoire) ary ny faritry ny fandevonan-kanina, ary dia manome ampahany amin'ireo organes lehibe indrindra toy ny aty sy ny pancréas.

Ny mésoderme no mamboatra ny fo, ny reins, ny taolana, ny cartilage, ny ozatra, ny cellules-ny rà, ary koa rafitra hafa.

Todas las edades en referencia a la fecundación, no al último período menstrual.
 <  Anterior       Siguiente  > 
Desarrollo humano
Desarrollo humano
Corazón y sistema circulatorio
Corazón y sistema circulatorio
El plegamiento del embrión
El plegamiento del embrión
El plegamiento del embrión
El plegamiento del embrión
Desarrollo del corazón
Desarrollo del corazón
El embrión y el saco vitelino
El embrión y el saco vitelino
Previous Set Previous Picture Next Set Next Picture