Skip Navigation

Cine

ADN


 

Compre ahoraDe La biología del desarrollo prenatal

Guión: Ny chromosome 46-ny zygote dia manome ny boky voalohany tokana vita printy tanteraka ho an'ilay olombelona vaovao. Io fandaharana lehibe io dia mitoetra ao anatin'ny molecules izay miorina sy mifintina mafy atao hoe DNA. Ireo no mitondra ny fampianarana ho an'ny fitomboan'ny vatana manontolo.

Ny molecules DNA dia ohatran-ny tohatra miolana atao hoe double helix. Ireo ambaratonga amin'ny tohatra dia molecules mitambatra tsiroaroa, na fototra, atao hoe guanine, cytosine, adenine, ary thymine.

Ny guanine dia tsy mitambatra afa-tsy amin'ny cytosine, ary ny adenine amin'ny thymine.

Todas las edades en referencia a la fecundación, no al último período menstrual.
 <  Anterior    Ver fotos instantáneas    Siguiente  > 
ADN
ADN
Hasta el sol de ida y vuelta
Hasta el sol de ida y vuelta
Fecundación 1
Fecundación 1
Fecundación 2
Fecundación 2
División celular
División celular
La mórula y el blastocisto
La mórula y el blastocisto
Previous Set Previous Picture Next Set Next Picture