CineMovimiento y sensación |
Compre ahoraDe La biología del desarrollo prenatal |
Guión: Afaka mamihina zavatra mafy koa izao ny foetus, manetsika ny loha mandroso na miverina, manokatra na manidy valanorano, manetsika ny lela, misento ary mihinjitra. Ny récepteurs ny nerfs amin'ny tarehy,fela-tanana, Ary ny faladian-tongotra dia afaka mandre rehefa kasihina kely. "Rehefa kasihina maivana ny faladian-tongotra," hamoritra ny maoja sy lohalika ilay foetus ary mety hamolaka ny rantsa-tongony. |
Todas las edades en referencia a la fecundación, no al último período menstrual.
|
< Anterior | Ver fotos instantáneas | Siguiente > |