CineCapas germinales y formación de órganos |
Compre ahoraDe La biología del desarrollo prenatal |
Guión: Rehefa afaka 2 1/2 herinandro eo ho eo, dia indro ny épiblaste fa manome nofo manokana 3, na sosona mitsimoka, atao hoe ectoderme, endoderme, ary mésoderme. Ny ectoderme dia manome rafitra maro ao anatin'izany ny atidoha, ny tadin'ny hazon-damosina, ny ozatra maro, ny hoditra, ny hohon-tongotra na tanana, ary ny volo. Ny endoderme dia manome ny sosona ao amin'ny fomba iainana (système respiratoire) ary ny faritry ny fandevonan-kanina, ary dia manome ampahany amin'ireo organes lehibe indrindra toy ny aty sy ny pancréas. Ny mésoderme no mamboatra ny fo, ny reins, ny taolana, ny cartilage, ny ozatra, ny cellules-ny rà, ary koa rafitra hafa. |
Todas las edades en referencia a la fecundación, no al último período menstrual.
|
< Anterior | Siguiente > |