CinePiel transparente |
| Compre ahoraDe La biología del desarrollo prenatal |
|
Guión: Hatramin'izao dia tantera-pahazavana ny hoditra satria ny hateviny dia cellule iray monja. Rehefa miha-matevina ny hoditra, dia ho very ilay lokony tanteram-pahazavana, izany dia midika fa ny fotoana ahitantsika ny organes internes miforona dia iray volana monja sisa. |
|
Todas las edades en referencia a la fecundación, no al último período menstrual.
|
| < Anterior | Ver fotos instantáneas | Siguiente > |
|
|




