CineLos riñones producen orina |
Compre ahoraDe La biología del desarrollo prenatal |
Guión: Amin'io fotoana io ny reins dia efa manome urine izay mivoaka any amin'ny fluide amniotique. Eo amin'ny embryon lahy, ny testicules izay mitombo dia manomboka manome sy mamoaka testosterone. Ny taolana, ny hozatra, ny ozatra, ary ny lalan-dra eo amin'ny tongotra na tanana dia miha-mitovy ny an'ny olona matotra. |
Todas las edades en referencia a la fecundación, no al último período menstrual.
|
< Anterior | Ver fotos instantáneas | Siguiente > |