Skip Navigation

Cine

La mórula y el blastocisto


 

5 días

Compre ahoraDe La biología del desarrollo prenatal

Guión: Amin'ny andro faha-3 na 4 aorian'ny fampiraisana, dia maka endrika boribory ilay cellules-ny embryon izay mizara ary antsoina hoe morula ilay embryon.

Amin'ny andro faha-4 na 5 dia lasa misy lavaka ao anatin'ilay cellule boribory dia atao hoe blastocyst ny anaran' ilay embryon.

Ny cellules ao anaty ny blastocyst dia antsoina hoe masse de cellule intérieure ary hanome ny loha, vatana, ary ny endrika hafa izay iankina'ny ain'ilay olombelona izay vao mitombo.

Todas las edades en referencia a la fecundación, no al último período menstrual.
 <  Anterior    Ver fotos instantáneas    Siguiente  > 
La mórula y el blastocisto
La mórula y el blastocisto
Tres mil millones de pares de bases por célula
Tres mil millones de pares de bases por célula
Amnios y capas germinales
Amnios y capas germinales
Desarrollo embrionario temprano
Desarrollo embrionario temprano
Desarrollo humano
Desarrollo humano
Corazón y sistema circulatorio
Corazón y sistema circulatorio
Previous Set Previous Picture Next Set Next Picture